Hankany amin'ny vontoatiny

voageja

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

voageja

  1. Tsy afaka mihetsika na mifoka noho ny fifenana na fifatorana mafy.
    • Voahosy tsy afa-miarina, ary voageja tsy afa-mikofoka.