tadiavina
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Bika matoanteny
tadiavina
- Io dia teny midika fa misy olona na zavatra iray ilana fanadihadiana na fikarohana.
- Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io.
- Manondro zavatra kasain' ny ray aman-dreny hatao ho an' ny zanany.
- Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao.
- Midika fa tiana na irina mafy.
- Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo.