heteronym
Fiseho
Anglisy
[Ovay]
Anarana iombonana
heteronym
- teny mitovy fanoratana amin'ny teny hafa, saingy manana dikany sy (matetika) fanononana hafa
- toetra noforonin'ny mpanoratra iray mba hanoratana amin'ny fomba hafa
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy heteronym tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)