Hankany amin'ny vontoatiny

ati-ririnina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

ati-ririnina

  1. Ny vanim-potoana mangatsiaka indrindra mandritra ny ririnina.
    • Rehefa tonga i Alwine de Vos, ny 1°-n' ny janoary, tamin' ny atiririnina indrindra, dia nifantina akanjo no nasaiko nataony.