Hankany amin'ny vontoatiny

Rôma

Avy amin'i Wikipedia

41°53′N 12°29′E / 41.883°N 12.483°E / 41.883; 12.483

Rôma
-
Velarantany1 287,36 km2
Haavo37 m
Isan'ny mponina2,746,984
Ben'ny tanàna
Firenena Italia
Fanjakana
Faritany Lazio
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaRoma

I Rôma dia renivohitran' i Italia, eo amin' ny 22 km ny renivohitra ny Ranomasina Tireniana. Misy mponina 2.746.984 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanàna manodidina miankina aminy). I Rôma no tanàna be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa ampitahaina amin' i Napoli sy i Milano.

Renivohitray ny Empira Rômana i Rôma. Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanàna an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]