Hankany amin'ny vontoatiny

Paraky

Avy amin'i Wikipedia
Fitahirizana paraky ao amin' ny Stockage du tabac dans la Tabacalera del Oriente, Tarapoto, Pero.

Ny paraky dia vokatra azo avy amin' ny fanodinana ny ravin' ilay zavamaniry paraky ka atao fifoka sy fikisoka noho izy manana hery manaitaitra ny atidoha. Miseho amin' ny endrika sigara na paraky kisoka sy ny hafa koa ny fankafizana azy. Tena miteraka fiankinan-doha ny paraky ary miteraka fahafatesana efa ho 6 tapitrisa isan-taona maneran-tany ny fihinanana azy, tsy mpifoka sigara ny 600 000 amin' ireo fa mahafoka tsy nahy ny paraky fohin' ny hafa. Aretina maro no mifandray amin' ny fifohana sigara: aretin' ny fo sy homamiadana, sns.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]